| Entry | 1 mpiambina |
| Root | 2 ambina |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Olona atokana hiambina, izany hoe manao andry maso, miaro tsy ho simba ary mitandrina amin' ny fahavalo.
[1.1] |
| Explanations in English |
5 a guard..
[1.2] 6 a watchman. [1.7] |
| Explanations in French |
7 gardien.
[1.8] |
| Examples |
8 Nefa noperan'ilay mpiambina tamin'ny baiko tsy niteny.
[2.895#]
|
| Proverbs | 9 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/02 |
|