| Entry | 1 feo |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Izay ren' ny sofina avy amin' ny fipararetran' ny zavatra iray entin' ny rivotra ka tonga mipaika ny hozatra madinika kiritika kely ao amin' ny sofina: Samy hafa ny feon' ny vato sy ny an' ny vy velezina.
4 (Misy zavatra telo tsara homarihina ny amin' ny feo: ny haavony, ny hamafiny, ary ny fikarantsany). [1.1] |
| Explanations in English |
5 the voice, a sound, a report. [Ar. fa'a, blow, breath; and fuh, fih, fah, fum, all = Heb. peh, mouth. Comp. Gr. phemi, phasko, and Lat. fari.].
[1.2] 6 the voice. 7 a sound. [1.7] |
| Explanations in French |
8 voix, son, ton, bruit, cri: Reko ny feon' olona (J'entends la voix de quelqu'un) ~ Mahafinaritra ny feon' ny organa (Le son de l'orgue est magnifique) ~ Avo loatra ny feon' ity pitsofaoro ity (Le ton de ce diapason est trop élevé) ~ Re lavitra ny feon' ny tafondro (Le bruit du canon se fait entendre de loin) ~ Maharenin-tsofina ny feon' ireto ankizy ireto (Les cris de ces enfants étourdissent).
9 figuré: le prix demandé: Raha mividy zavatra hianao, aza mihaino ny feom-baratra (Quand vous achetez quelque chose, ne faite pas attention au prix qu'on demande). [1.3] 10 la voix. 11 un son. [1.8] |
| Examples |
12 hoy ny feo henon-dRivo namaly azy.
[2.529#153]
13 Maharenina, hoy ny feo avon' Idada. [2.332#117] 14 henoko feo, Dia feo mahatahotra, feo makadiry! [1.267#] |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| Vocabulary | 22 Sound |
| All compound words | 23 61 combinations of this word |
| Proverbs | 24 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 25 efo, 26 feo, 27 foe |
| Updated on 2025/11/09 |
|