Entry sira
Part of speech noun
Malagasy definition Vongan-javatra fotsifotsy mety levona ao anaty rano, izay manana tsiro manokana masimasina ka atao amin' ny hanina andrahoina, indrindra ny laoka, mba hanatsara ny tsirony: Tandremo sao be sira ny laoka
¶ Fanasina
¶ Ny haingon-teny mandravaka ny teny amin' ny kabary, na resaka ifanaovana: Be sira loatra ny lahatenin' ilay Rangahy [Rajemisa 1985]
English definition salt [Hallanger 1973]
French definition sel [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Derivations 
Synonyms siramanta ~ siravato
Quotes 
Articles 
Toponymy Place names having the word sira (1): Antsirabe

Entry sira
Part of speech interjection [full list]
Malagasy definition  [Tanosy] masina! [Rakotosaona 1972]

Entry Sirà
Part of speech name (biblical) [full list]
English definition Shiza [Baiboly]
French definition Shiza [Baiboly]
Vocabulary 
Synonyms Siza
Quotes 

Entry Sira
Part of speech name (biblical) [full list]
English definition Sirah [Baiboly]
French definition Sira [Baiboly]
Vocabulary 
Synonyms Siraha
Quotes 

2017/06/29