Proverbs : mpandova

Proverb3663 Mandany ny azo maina ohatra ny mpandova be sitrapo . [Rinara 1974]

Proverb4272 Mioza ranomaso sahala amin' ny mpandova tsy hendry . [Rinara 1974 #2363]

Proverb4604 Mpandany ny azo toy ny zaza mpandova . [Houlder 1895 #1918, Veyrières 1913 #2393]
French translation Prodigue comme un enfant qui vient d' hériter. [Veyrières 1913 #2393]
Prodigue (ou dépensier) comme un enfant qui a fait un héritage. [Houlder 1895]

Proverb4605 Mpandova angaha aho no hiandry ny farany ? [Rinara 1974]

Proverb4606 Mpandova tsy mahay mitahiry : ho andevon' ny mpiasa hendry . [Rinara 1974]

Index