|
|
|
|

Entry1  sitrapo
Elementary words  2 sitraka, 3 fo
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Tanja-panahy ahazoan' ny olombelona manapa-kevitra hanao zavatra iray, na dia zavatra tsy tiany aza. [1.1]
Explanations in English  6 the will; one's own desires. [1.7]
Explanations in French  7 la volonté; les désirs. [1.8]
Examples  8  Ny olona tsara sitrapo rehefa diso fanantenana dia mahita fomba an' arivony hiavotana; [1.369#]
9  Koa na inona na inona sitrapo tianao hampanaovina anay, matokia ianao fa ataonay tomombana sy iavorary, hataonay [2.588#]
Vocabulary  10  Emotions
Analogs  11  daninnykibo, 12  finiavana, 13  haitraitra, 14  nahimpo, 15  sitraka
All compound words  16 an-tsitrapo
Proverbs  17  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/09