Index

Proverbs : mpanarivo

Proverb Aleo mpanjato anilan' ny havana, toy izay mpanarivo tsy atrehin' olon-tiana. [Rinara 1974 #18]

Proverb Maty vao lanjaina toy ny mpanarivo mahihitra. [Veyrières 1913 #2304]
French translation Attendre d'être mort pour se faire porter comme le richard trop avare. [Veyrières 1913 #2304]

Proverb Mpanarivo maty vorombe, malahelo maty ganagana, mpamosavy maty vorondolo : samia mihinana ny azy rahavana. [Rinara 1974 #2582]

Proverb Mpanarivo roa ray : mitraka mahazo ny trafony, miondrika mahazo ny tratrany. [Rinara 1974 #2583]

Index