|
|
|
|

Entry1 mahihitra
Root  2hihitra
Part of speech  3 adjective
Explanations in Malagasy  4 Fatrapanangom-bola, nefa tsy mampiasa izany fa mitahiry fotsiny, tsy mahafoy afa-tsy kely foana; sarotiny erỳ rehefa handany vola
jereo mahidy [1.1]
Explanations in English  5 stingy, avaricious [1.7]
Explanations in French  6 avare [1.3, 1.8]
7 parcimonieux [1.3]
8 ladre, sordide d'avarice [1.8]
Examples  9 Be kibo mahihitra ka ny an' ny olona ihany no tadiaviny hamenoana azy. [2.558]
10 Dia hoy izy roa lahy: Sarotsarotra hiany ka tsy takatry ny mahihitra. [2.293]
Synonyms  11kahihitra
Proverbs  12 Proverbs containing that word

Anagrams  13 mahihitra, 14 mihahatry

Updated on 2025/11/02