Index

Proverbs : mizehozeho

Proverb 1Fony tsimbotry niaraka ihany ka adrisa vao hifanary! [2.558 #1195]
Tsimbotry niaraka ihany ka adrisa vao hifanary? [1.1 #25]
Tsy mety raha fony tsimbotry niaraka ihany, ka adrisa vao hifanary. [2.165]
Tsy mety raha fony tsimbotry niara-nandady, ka rehefa adrisa dia hifandao. [2.653 #3412]
Tsy mety raha fony tsimbotry niara-nizehozeho, ka nony adrisa hifandao. [2.558 #4581]
Tsy mety raha tsimbotry niara-nandady, ka nony adrisa àry elatra kosa vao hifandao. [2.558 #4684]
Malagasy interpretationEntina hilazana olona nifankatia sy nifanampy fony samy kely – amin' ny lafin-kevitra rehetra – nefa nony lehibe toy ny tsy mifankahalala intsony. [1.1 #989]
Fony samy madinika (oriory) nifankahalala tsara, ka nony mba manana ve dia mody tsy mahalala ny olona niara-niory tamin' ny tena? [1.1 #25]
French translationIl n' est pas bien de s' entendre quand on est petit pour se séparer (se rejeter) quand on est devenu grand. [2.165]
French interpretationLe mot "tsimbotry" désigne la sauterelle "adrisa" quand elle est encore petite. [2.165]

Index