Entry mandady (lady)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mifindra toerana ka ny kibo no enti-mikisaka: Mandady ny bibilava
¶ Mananika: Jereo ireto vitsika mandady amin' ity hazo itỳ
¶ Mandeha amin' ny tongotra sy ny tanana: Hay ve mbola mandady itỳ, zaza iỳ fa mbola tsy mandeha akory?
¶ Mandokadoka fatratra, mita handitra: Loza raha handady amin' ny lehibe Rakoto
Mitovy hevitra: misolelaka [Rajemisa 1985]
English translation   to creep; to crawl; to to be subservient [Hallanger 1973]
French translation   ramper, marcher à quatre pattes; se traîner par terre; s'abaisser [Hallanger 1974]
Morphology  
mandady
nandady
handady
mandadia
Compound words, titles, names  
Quotes  

Updated on 2013/03/24