|
|
|
|

Entry (1/3)1 elatra
Part of speech  2 noun
Explanations in Malagasy  3 solon-tsandry ahafahan' ny vorona manidina rehefa akopakopany ka mikapoka ny rivotra: Vorona fohy elatra ny akoho [1.1]
Explanations in English  4 a wing [1.7]
Explanations in French  5 aile [1.3, 1.8]
Examples  6 Voromahery efa lava elatra no tao. [2.298]
7 Raha mba izaho mantsy no nanana elatra! [2.324]
8 ka nony tsy nahazo izay niriny dia nikopaka elatra. [2.643]
9 Tsimbotry no anaran' ny adrisa mbola kely tsy manana elatra. [2.332]
Vocabulary  10 Zoology: (in general)
All compound words  1111 combinations of this word
Proverbs  12 Proverbs containing that word

Entry (2/3)13 elatra
Part of speech  14 noun
Explanations in Malagasy  15 enti-milaza ny fisokatry ny lamba sy ny fikombony indray [1.1]
Explanations in French  16 action de s’entr'ouvrir comme le lamba, les rideaux [1.3]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :

Entry (3/3)29 elatra
Part of speech  30 noun
Explanations in Malagasy  31 anarana omena ny karazan-karatra lalitra, na matetika koa karazan-karatra tsy nananana raha milalao karatra [1.1]
Explanations in French  32 le trèfle au jeu de cartes [1.3]
Vocabulary  33 Game
Synonyms  34lalitra
Illustrations 

Anagrams  35 aletra, 36 elatra

Updated on 2025/11/02