Index

Proverbs : mirisarisa

Proverb Mietaketaka foana ny aketa, mirisarisa foana ny adrisa, fa tsy enina anay mitratraingo. [Rajemisa 1985]
Malagasy interpretation Enti-milaza fa tsy ny fisehoana ety ivelany akory no azo ilazana olona fa hahomby. [Rajemisa 1985]

Proverb Mirisarisa ohatra ny akoho boka fa raha tonga tsy misy mpanarona. [Rinara 1974]
Mirisarisa toy ny akoho boka : raha tonga, tsy misy mpanarona. [Veyrières 1913 #2014, Cousins 1871]
French translation Misérable comme la poule lépreuse : quand elle arrive et à l' air de vouloir pondre, personne ne la couvre de la corbeille pour la faire pondre. [Veyrières 1913 #2014]
French interpretation Se disait des malheureux : on ne fait pas attention à eux parce qu'on n' attend rien d' eux. [Veyrières 1913 #2014]

Index