Entry mirisarisa (risarisa)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mamindra miadana tsy maka sarotra ary miretareta [Rajemisa 1985]
Morphology 
mirisarisa
nirisarisa
hirisarisa
mirisarisà
Examples mietaketaka foana ny aketa
ary mirisarisa foana ny adrisa
fa izay tsy enina anay mitratraingo
[Fox: Hainteny, number 150]
Quotes 

Entry mirisarisà (risarisa)
Part of speech imperative of active verb mirisarisa [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition  [Abinal 1888]

2013/05/08