Index

Proverbs : miolakolaka

Proverb Hafahafa ohatra ny borizano : ampihiraina, tsy mahay, ka nony mitomany, miolakolaka ny saha, miaka-midina sahala amin' ny mason' ny mpamoly. [Rinara 1974]
Hafahafa, ohatra ny borizano: ampihirain-tsy mahay, ka nony mitomany, miolakolaka ny saha ; miaka-midina mimason’ ny mpamoly. [Cousins 1871]

Proverb Miolakolaka ny mpiventy hira, ka sarotra arahina. [Houlder 1895 #1325, Veyrières 1913 #5560]
Miolakolaka ny mpiventy ka sarotra arahina. [Rinara 1974 #2355]
French translation Celui qui conduit le chant fait beaucoup de fioritures (litt. de détours) et alors on le suit difficilement. [Houlder 1895]
Le chef du chant fait beaucoup de fioritures, et il est difficile de le suivre. [Veyrières 1913 #5560]

Index