Entry miolakolaka (olakolaka (olaka))
Part of speech active verb or adjective
Explanations in Malagasy Tsy mahitsy [1.13]
Explanations in English  miolaka [1.2]
 To meander; to speak ambiguously or evasively [1.7]
Explanations in French être sinueux; se détourner; être ambigu [1.8]
 En courbe [1.13]
Examples 
1Miolakolaka manaraka ny fefiloha natao ho azy kosa Ikopa. [2.470]
2Mitahiry ao an-tsainy ny filazan'ny olo-malaza izy, ary mahatakatra ny oha-teny miolakolaka. [2.996]
Morphology 
Present : miolakolaka
Past : niolakolaka
Future : hiolakolaka
Synonyms miolaka
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20