Index

Proverbs : mahavoky

Proverb Lehilahy mahery mihosy, vehivavy mahery manetsa : ka sady voky ny ankizy no tsy ory ny lehibe. [Rinara 1974]
Lehilahy mahery mihosy, vehivavy mateti-panetsa : manao ny hahavoky ny ankizy. [Veyrières 1913 #1283, Cousins 1871 #1363]
French translation Homme qui remue bien la terre de ses rizières, femme qui transplante bien le riz : ils nourrissent bien leurs enfants. [Veyrières 1913 #1283]
French interpretation Se disait des ménages laborieux. [Veyrières 1913 #1311]

Proverb Vavan’ alika feno taolana : tsy hanina hahavoky, fa henamaso ny be. [Cousins 1871 #3645]
Vavan' alika feno taolana : tsy hanin-kahavoky fa henamaso ny betsaka. [Rinara 1974 #4903]

Index