|
|
|
|

Entry1  henamaso
Elementary words  2 henatra, 3 maso
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Fahatahorana izay holazain' ny olona momba ny tena: Tokony tsy ho resin-kenamaso fa izay efa voalanjalanjan' ny tena ka hita fa tsara no hatao
6 Haja, fanajana:
7 Ny henamasoko andrainao no tsy nivoahako ny trano teo no ho eo. [1.1]
Explanations in English  [hena-maso] 8 respect of persons, awe, respect. [1.2]
[hena-maso] 9 respect of persons;
10 eye-service, the doing of something because one is being watched;
11 fearful of what others will think or say [1.7]
Explanations in French  12 crainte des autres; honte;
13 craindre ce que penseront ou diront les gens [1.8]
Examples  14  Na noana aza ny tena, noho ny henamaso, natao tsy hitan' olona ny fakana izany. [2.472#]
Vocabulary  15  Emotions
Proverbs  16  Proverbs containing that word

Anagrams  17 henamaso, 18 manoseha

Updated on 2025/11/17