Index

Proverbs : ivavahana

Proverb Natao hitsikitsika hivavahana, kanjo voromahery hipaoka ny akoho. [Houlder 1895]
Natao ho hitsikitsika hivavahana, kanjo hay papango nipaoka ny akohokely. [Rinara 1974 #2757]
Natao ho hitsikitsika hivavahana, kanjo voromahery nipaoka ny akoho. [Rajemisa 1985]
Natao kitsikitsika hivavahana, kanjo manjary voromahery nipaoka ny akohokely. [Cousins 1871 #2093]
Malagasy interpretation Enti-milaza olona namoa-doza. [Rajemisa 1985]
French translation On le prenait pour une crécerelle que l' on prie, et c' était un faucon ravisseur de poules. [Houlder 1895]

Index