Entry mipaoka (paoka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mifaoka, manendaka: Nipaoka ny tafo ny rivotra
¶ Mangalatra amim-pahakingana: Nisy nipaoka ny bokiko teto ambony latabatra teto [Rajemisa 1985]
English definition to snatch [Hallanger 1973]
French definition rafler, entraîner rapidement: [Hallanger 1974]
Morphology 
mipaoka
nipaoka
hipaoka
mipaoha
Quotes 

2013/05/06