Entry voromahery (vorona, hery)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Karazam-borona mpihaza sy mpihinankenam-biby velona; mety ho lehibe sy matanjaka ny voromahery any an-tany hafa ka mahazaka zanak' omby na zanak' ondry [Rajemisa 1985]
English translation   an eagle [Hallanger 1973]
French translation   aigle, épervier royal [Rajemisa: Vakoka]
   aigle [Hallanger 1974]
Vocabulary  
Quotes  
Articles  

Entry voromahery
Part of speech   noun
Malagasy definition   mpitondra ny many [Antambahoaka] [Rakotosaona 1972]

Updated on 2017/06/29