|
|
|
|

Entry1  ivavahana
Root  2 vavaka
Part of speech  3  relative verb
Explanations in English  4 to be prayed to [1.7]
Explanations in French  5 qui on prie [1.8]
Examples  6  Andriamanitra irery no azo ivavahana (On ne doit adorer que Dieu) [1.3]
7  Fa moa izay tsy misy ny razana no ivavahana, sa izay misy azy? [2.48]
8  Ny Vazimba : razana ivavahana sy angatahan-tsodrano sy fitahiana. [2.508]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02