Index

Proverbs : fifaliana

Proverb Fifaliana tsy ampy hoatry ny mpanan-karena momba. [Rinara 1974 #1165]

Proverb Fifaliana very sasaka hoatry ny manan-janaka maditra. [Rinara 1974 #1166]

Proverb Ny andro fifaliana, tsy mahaleo ny andro fahoriana. [Rinara 1974]

Index