| Entry | 1 sasaka |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Ny ilany ihany amin' ny zavatra anankiray nozaraina roa mitovy: Vary sasaka ny rano entina mihazakazaka (ny fampiasa matetika anefa dia ny hoe: antsasaka, antsasany)..
[1.1] 4 zara roa mitovy tsara. [1.13] |
| Explanations in French |
5 moitié.
[1.3, 1.13] 6 demie. [1.13] |
| Examples |
7 Maty daholo ny afo tamin'ny tanety, ary mainka avo sasaka ny fahamaizinana
[2.324]
|
| Derivatives |
|
| All compound words | 26 8 combinations of this word |
| Proverbs | 27 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/11 |
|