Entry mpanan-karena (anana, harena)
Part of speech noun
French definition un richard [Rajaonarimanana 1995]
Morphology 
mpanankarena
mpanankaren'
mpanankaren-
mpanankarem-
mpanankare-
Examples 
1raha indraindray eny ho eny misy mahantra mba mitady hamely mpanankarena, matetika tsy mahavoa. [Andraina: Mitaraina, page 119]
2Ny mpanankarena tamin' ny mpanakalo vola dia nandra. [Randzavola: Baiboly, page 33]
3Tsy maty ao an-tsainy tokoa ilay mpanankarena nisaoram-bady avy ery an-dafy andrefana. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 78]
Quotes 

2013/12/20