Proverbs : ankasitrahana

Proverb3399 Mamangy rafozana jamba , ka ny manome lamba tsy hitany, fa ny manome sira kely no ankasitrahany . [Veyrières 1913 #1449]
Mamangy rafozana jamba , ka ny manome lamba tsy hitany fa ny manome sira tsaroan' ny lelany no ankasitrahany . [Rinara 1974 #130]
Mamangy rafozana jamba , ka ny manome lamba tsy hitany, fa ny nanome sira kely no ankasitrahany . [Cousins 1871 #1468]
French translation Visitez votre belle-mère aveugle et donnez-lui un lamba, elle ne le voit pas ; donnez-lui un peu de sel, cela lui est agréable. [Veyrières 1913 #1449]
French interpretation Le tout n'est pas de donner, il faut savoir donner ; autre sens : oublier un grand service et se montrer reconnaissant d'un petit service. [Veyrières 1913 #1449]

Index