Index

Proverbs : aniriana

Proverb Fitia, ketsa, ka izay amindrana azy, aniriany. [Veyrières 1913 #5089]
French translation Il en est des affections comme des plants de riz qui poussent là où on les transplante. [Veyrières 1913 #5089]
French interpretation L'amour est changeant. [Veyrières 1913 #5118]

Proverb Ny hazo no vanon-ko lakana, ao ny ala naniriany. [Veyrières 1913 #2774, Houlder 1895]
Ny hazo no vanon-ko lakana: ny tany naniriany no tsara. [Rajemisa 1985]
Malagasy interpretation Ny zavatra no vanona dia ny any amin' ny fototra no tsara. [Rajemisa 1985]
Ny zavatra tsara dia avy amin' ny zavatra tsara ihany. [Rajemisa 1985]
French translation Si avec un arbre, on peut faire une pirogue c' est grâce à la forêt où il a poussé. [Houlder 1895]
Si on peut faire une pirogue avec un arbre, c' est que l' arbre a poussé dans la forêt. [Veyrières 1913 #2774]

Proverb Ny tsy nanirian' ny handrina volo, dia ny henatra ihany. [Veyrières 1913 #6462]
French translation Si le front n' a pas de cheveux, c' est à cause de la honte. [Veyrières 1913 #6462]
French interpretation Ne soyez pas effronté. [Veyrières 1913 #6462]

Proverb Tsy sasa-poana akory ny katsaka ela nihantonana fa niandry vanin-taona haniriana. [Rajemisa 1985]
Tsy sasa-poana tahaka ny katsaka ela nihantonana, fa miandry ny vanin-taona haniriana. [Rinara 1974 #4789]
Tsy sasa-poana, tahaka ny katsaka ela nihantonana, fa niandry vanin-taona haniriana. [Cousins 1871]
Malagasy interpretation Ilazana ny olona nahita voka-tsara amin' ny fiandrasana ela fa tsy mba maimaika nanao zavatra tsy amin' ny fotoanany. [Rajemisa 1985]

Index