| Entry (1/4) | 1 vanona |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3Mahomby: Tena vanona tsara ny voaloboka tamin' ny taona ito.
4Mandroso: Tsy mety vanona ny varotra eto amin' ity faritany ity. 5Manjary: Tsy misy vanona ny akoho nompiany. 6Misy vidiny, mahatanteraka ny ilana azy, tomombana amin' ny maha-izy azy: Tsy vanona intsony ity penina ity ~ Mba olom-banona. 7To, tanteraka: Tsy nisy vanona ny fikasany ka kivy tanteraka izy. [1.1] |
| Explanations in English |
8successful; coming to full growth; dependable.
[1.7] |
| Explanations in French |
9qui réussit, pousse, aboutit, arrive à bonne fin, fécond, prospère, qui produit: Vanona tsara ny vary amin' ity taona ity (Le riz réussit bien cette année) ~ Vanona ny ana-kazo rehetra namboleko (Tous les plants d'arbre que j'ai planté poussent) ~ Tsy vanona ny zanak ' io omby io (Les petits de cette vache sont étiques, crèvent) ~ Tsy vanona ity tanimbary ity (Cette rizière ne produit rien, produit peu) ~ Tsy vanona intsony ity angady ity (Cette bêche ne vaut plus rien) ~ Tsy vanona ny fikasako (Mes projets n'ont pas abouti, ont échoué).
[1.3] 10qui réussit; venu à pleine croissance; qui produit. [1.8] |
| Examples |
11 Rahefa resaka vanona, ao aho.
[2.4]
12 hianao olon-dratsy, olon-tsy vanona. [2.69] 13 kanjo hay hianao olon-dratsy olon-tsy vanona [2.131] |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| All compound words | 234 combinations of this word |
| Proverbs | 24 Proverbs containing that word |
| Entry (2/4) | 25 vanòna |
| Part of speech | 26 imperative of adjective vanona [Full list] |
| Explanations in French |
27réussissez.
[1.3] |
| Entry (3/4) | 28 vanòna |
| Part of speech | 29 noun |
| Explanations in English |
30the ground floor.
[1.7] |
| Explanations in French |
31rez-de-chaussée.
[Provincial]
[1.8] |
| All compound words | 32ambany vanona |
| Entry (4/4) | 33 vanona |
| Part of speech | 34 noun |
| Explanations in French |
35(veut dire en général : qui se développe vite, qui produit beaucoup, etc.). C'est le nom donné sur la côte Est à plusieurs ficus, à croissance très active et qui ont tendance à se développer sur d'autres arbres et à écraser, surtout : Ficus polyphlebia Baker et Ficus tiliifolia var. sphaerophylla (Baker) H.Perrier & Leandri (Moraceae). Arbres à bois blanc, léger, cassant. A. et G. Grandidier, Ethnographie 4, p. 170 ont indiqué sous son malgache, l'emploi ancien des fibres tirées de son écorce, surtout en corderie..
[Betsimisaraka]
[1.196] |
| Vocabulary | 36 Botany |
| Scientific name |
|
| Anagrams | 37 vanona, vanòna |
| Updated on 2025/11/05 |
|