Proverbs : andaniana

Proverb2307 Haren-kiadiana voamena , ka haren-kaloa vola folo. [Cousins 1871]
Haren-kiadiana voamena , ka lany vola folo. [Cousins 1871]
Haren-kiadiana voamena , ka no handaniana vola folo ! [Rinara 1974 #1280]

Proverb6152 Raha sery ho sitran’ ny anamalaho ihany, ka aleo mitady vantotr’ akoho ho sahirana ? [Cousins 1871]
Raha sery ho vitan' ny anamalaho ihany, nahoana no mitady vantotr' akoho ho sahirana ? [Veyrières 1913 #2822]
Raha sery vitan' anamalaho , aza amonoana vatotr' akoho . [Rinara 1974 #3655]
Sery vitan' anamalaho ka handaniana vantotr' akoho . [Rajemisa 1985]
Sery vitan' ny anamalaho , ka no hamonoana vatotr' akoho ! Ny hihitra anefa mampisara-mianakavy . [Rinara 1974]
Malagasy interpretation Nampiasain' ny Ntaolo ho ody sery ny anamalaho noho izy mafanafana ka raha mbola misy anamalaho koa, naleony nitsitsy nanao ro misy anamalaho toy izay namono vantotr' akoho. [Rajemisa 1985]
French translation Si c'est un rhume que la plante anamalaho peut guérir, pourquoi chercher un poulet et se donner tant de peine? [Veyrières 1913 #2822]
French interpretation Il faut proportionner les remèdes aux maux à guérir. [Veyrières 1913 #2822]

Index