Entry amonoana (vono)
Part of speech relative verb
Morphology 
amonoana
amonoako
amonoanao
amonoany
amonoantsika
amonoanay
amonoanareo
amonoan'
amonoan-
amonoam-
amonoa-
namonoana
namonoako
namonoanao
namonoany
namonoantsika
namonoanay
namonoanareo
namonoan'
namonoan-
namonoam-
namonoa-
hamonoana
hamonoako
hamonoanao
hamonoany
hamonoantsika
hamonoanay
hamonoanareo
hamonoan'
hamonoan-
hamonoam-
hamonoa-
amonoy
Examples 
1Ento amin' izay hamonoana azy io olo-meloka io (Conduisez ce condamné au lieu du supplice) [Abinal 1888]
2Raha vizambizana ianao ndeha re hamonoako akoho fa aza be rediredy toy izany [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 25]
Quotes 

2013/09/26