|
|
|
|

Entry1  anamalaho
Elementary words  2  anana, 3  malaho
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5  Karazan' anana masiatsiaka sy mafanafana ary anisan' ny be mpitia raha ampiarahina amin' ny anana maro, toy ny anamamy, anantsonga, ravim-boatavo
Raha hanina maitso ary manta ny anamalaho dia manome vitamina C (Spilanthes oleraces)
Misy karazany maro ny anamalaho: anamalahobe, anamalahokely, anamalahombazaha, anamalahonkova, anamalahovavy [1.1]
Explanations in English  6  Esculent herbs, of which there are several species. See anamalahobe, anamalahokely, etc. [1.2]
7  a strong aromatic leafy vegetable [1.7]
Explanations in French  8  herbe potagère au goût aromatique amer [1.8]
Examples  9  Ary ny anamalaho sy ny Ambiaty koa dia toa tsy misy fitoviany akory raha araka ny fijerintsika azy, nefa miray toko izy roa. [1.357#]
10  Tsy nisy nataotao foana ny zavatry ny fiainana fahiny, ary nankatoavina, ka nanjary anamalaho sy havozo teo amin' ny fiainana [2.245#]
All compound words 
Vocabulary  17  Botany: grass
Proverbs  18  Proverbs containing the word anamalaho

Anagrams  19 amolahana, 20 anamalaho, 21 hamaolana, 22 mahaolana

Updated on 2025/09/12