Index

Proverbs : andambana

Proverb Ny an-jabo no miady ka ny an-damba fotsy no malaza. [Rinara 1974 #2888]
Ny an-jabo no miady, ka ny an-damba rotsy no malaza. [Cousins 1871 #2170]

Proverb Rano an-tavy mitsipika an-damba, ka mahavoa ny vatana. [Rinara 1974 #243, Cousins 1871 #2756]

Proverb Tsy mba an-dambany hoatry ny vomanga, fa an-toriny hoatry ny voanjo. [Veyrières 1913 #3317]
Tsy mba an-dambany ohatra ny vomanga, fa an-toriny ohatra ny voanjo. [Cousins 1871]
Tsy mba an-dambany, ohatra ny vomanga, fa an-toriny, tahaka ny voanjo. [Rinara 1974]
French translation Ce n' est pas par grandes bandes comme pour les patates, mais par petits sillons comme pour les arachides. [Veyrières 1913 #3317]
French interpretation Se disait des affaires traitées avec méthode. [Veyrières 1913 #3317]

Index