Compound words (22) |
1 adalo be ranomaso 2 ati-dranomaso 3 manao an-dranomaso 4 manao ranomaso havozona 5 manao ranomaso tsy mahatana aina 6 manao ranomaso tsy miaraka amam-paty 7 manganohano ny ranomaso 8 marivo ranomaso |
9 miati-dranomaso 10 mifia-dranomaso 11 mihandrohandro ny ranomaso 12 mitrahotraho ny ranomaso 13 ranomaso afefy heloka 14 ranomaso manentsin-keloka 15 ranomasom-borona 16 ranomaso mitety tany |
17 ranomaso-mpandova 18 ranomasonjatovo 19 ranomason-takotra 20 ranomaso teren-tsetroka 21 ranomaso tsy mahatana aina 22 ranomaso tsy miaraka amam-paty |
![]() |