Entry | 1 adalo be ranomaso |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 adalo, be, ranomaso |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] anarana ilazan' ny olona ny volana adalo, izay voalaza ho be rivotra sy orana, ka ny vintan' ny zaza teraka amin' io dia vintan' olona malahelohelo lava |
Explanations in French |
5 [1.3] Le destin des pleurs |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |