|
|
|
|

Entry1  ranomaso tsy miaraka amam-paty
Elementary words  2 rano, 3 maso, 4 tsy, 5 miaraka, 6 amana, 7 faty
Part of speech  8  locution
Explanations in Malagasy  9 enti-milaza fa tsy mety raha tsy mifanaraka amin' ny toe-javatra miseho izay atao, indrindra izay mikasika ny fahoriana na ny alahelo
10 (raha zavatra mikasika ny hafaliana kosa no resahina dia atao hoe
11 haingo diso an' iarivo) [1.1]

Updated on 2025/11/17