|
|
|
|

Entry1  mitrahotraho ny ranomaso
Elementary words  2 mitrahotraho, 3 ranomaso
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 ilazana ireo izay toy ny hitomany na efa madiva hirotsaka ny ranomasony noho ny alahelo na hafaliana vokatry ny fihetsehampo [1.1]
Synonyms  6 manganohano ny ranomaso, mihandrohandro ny ranomaso

Updated on 2025/09/12