|
|
|
|

Entry1  ranomaso afefy heloka
Elementary words  2 rano, 3 maso, 4 afefy, 5 heloka
Part of speech  6  locution
Explanations in Malagasy  7 enti-milaza ny hafetsen' ny sasany, izay mody mitomany sy malahelo mba hanafenany ny ratsy nataony [1.1]
Synonyms  8 ranomaso manentsin-keloka

Updated on 2025/10/11