|
|
|
|

Entry1  ranomaso manentsin-keloka
Elementary words  2 rano, 3 maso, 4 manentsina, 5 heloka
Part of speech  6  locution
Explanations in Malagasy  7 entina milaza ny olona miseho amin' ny hafa ho malahelo sy tsy diso ka mitomany hanafina ny ratsy natao. [1.1]
Synonyms  8 ranomaso afefy heloka

Updated on 2025/10/11