<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 45:9 | Haste ye, and go up to my father, and say unto him, Thus saith thy son |
Andeha miakatra faingana ianareo ho any amin' ikaky, ka lazao aminy hoe: Izao no tenin' i Josefa zanakao: Efa nataon' Andriamanitra ho tompon' i Egypta rehetra aho; ka midìna hankatý amiko, fa aza mijanona; | Koa miakara faingana hianareo any amin' ikaky ka lazao aminy hoe: Izao no teny nataon' i Josefa zanakao: Natsangan' Andriamanitra ho tompon' i Ejipta manontolo aho, ka midìna ho aty amiko hianao ary aza ela. | Remontez vite chez mon père et dites-lui : Ainsi parle ton fils |