<-
->

Gen / Jen 32:1 And Jacob went on his way, and the angels of God met him. Ary nifoha maraina koa Labana, dia nanoroka ny zananilahy sy ny zananivavy ka nitso-drano azy; dia lasa nandeha Labana nody any amin' ny fonenany. Dia nanohy ny diany Jakoba ary ny anjelin' Andriamanitra nifanena taminy. Levé de bon matin, Laban embrassa ses petits-enfants et ses filles et les bénit. Puis Laban partit et retourna chez lui.
Gen / Jen 32:2 And when Jacob saw them, he said, This is God' s host: and he called the name of that place Mahanaim. Ary Jakoba nizotra tamin' ny lalan-kalehany, dia nisy anjelin' Andriamanitra nitsena azy. Ka hoy izy nahita ireo: Tobin' Andriamanitra ity; dia nataony hoe Mahanaïma ny anaran' izany fitoerana izany. Comme Jacob poursuivait son chemin, des anges de Dieu l' affrontèrent.
Gen / Jen 32:3 And Jacob sent messengers before him to Esau his brother unto the land of Seir, the country of Edom. Ary hoy Jakoba, raha nahita ireo: Tobin' Andriamanitra ity; ary ny anaran' izany tany izany nataony hoe Mahanaima. Ary nandefa iraka hialoha azy Jakoba, ho any amin' i Esao, rahalahiny, any amin' i Seira any an-tsahan' i Edoma. En les voyant, Jacob dit : C' est le camp de Dieu ! et il donna à ce lieu le nom de Mahanayim.
Gen / Jen 32:4 And he commanded them, saying, Thus shall ye speak unto my lord Esau; Thy servant Jacob saith thus, I have sojourned with Laban, and stayed there until now: Ary nandefa iraka Jakoba hialoha azy ho any amin' i Esao rahalahiny, ho any Seira, tanin' i Edoma. Nomeny teny ireo nataony hoe: Izao no holazainareo amin' ny tompoko, amin' i Esao: Izao no tenin' i Jakoba mpanomponao: Nitoetra tany amin' i Labana aho ary nijanona tany, mandrak' ankehitriny. Jacob envoya au-devant de lui des messagers à son frère Ésaü, au pays de Séïr, la steppe d'Édom.
Gen / Jen 32:5 And I have oxen, and asses, flocks, and menservants, and womenservants: and I have sent to tell my lord, that I may find grace in thy sight. Ary nanome teny azy izy ka nanao hoe: Izao no holazainareo amin' i Esao tompoko: Izao no tenin' i Jakoba mpanomponao: Efa nivahiny tany amin' i Labana aho ka nitoetra tany mandraka ankehitriny; Efa manana omby aman' ampondra sy ondry, ary mpanompo lahy amana vavy aho, ary mampilaza izany amin' ny tompoko, mba hahitako fitia eo imasonao. Il leur donna cet ordre : Ainsi parlerez-vous à Monseigneur Ésaü : Voici le message de ton serviteur Jacob : J' ai séjourné chez Laban et je m' y suis attardé jusqu'à maintenant.
Gen / Jen 32:6 And the messengers returned to Jacob, saying, We came to thy brother Esau, and also he cometh to meet thee, and four hundred men with him. ary manana omby sy boriky sy ondry aman' osy ary andevolahy aho; dia efa mba naniraka hanambara aminao tompokolahy ihany aho mba hahitako fitia eo imasonao. Fa niverina nankeo amin' i Jakoba ny iraka, ka nanao hoe: Nankany amin' i Esao rahalahinao izahay, ka indro tamy hitsena anao izy omban' olona efa-jato lahy. J' ai acquis boeufs et ânes, petit bétail, serviteurs et servantes. Je veux en faire porter la nouvelle à Monseigneur, pour trouver grâce à ses yeux.
Gen / Jen 32:7 Then Jacob was greatly afraid and distressed: and he divided the people that was with him, and the flocks, and herds, and the camels, into two bands; Dia niverina tany am.in' i Jakoba ny iraka ka nanao hoe: Tafahaona tamin' i Esao rahalahinao izahay, ary izy koa dia avy hitsena anao mitondra olona efa-jato lahy. Raiki-tahotra mafy Jakoba sy velom-panahiana izaitsizy. Nozarainy ho antokony roa ny olona nomba azy, mbamin' ny ondry sy ny omby ary ny rameva. Les messagers revinrent auprès de Jacob en disant : Nous sommes allés vers ton frère Ésaü. Lui-même vient maintenant à ta rencontre et il a quatre cents hommes avec lui.
Gen / Jen 32:8 And said, If Esau come to the one company, and smite it, then the other company which is left shall escape. Dia natahotra indrindra Jakoba ka poritra dia poritra; dia nozarainy roa toko ny olona izay nomba azy mbamin' ny ondry aman' osy sy ny omby ary ny rameva; Fa hoy izy: Raha tafahaona amin' ny antokony iray Esao ka mamely azy, dia ho afaka hanavotra ny ainy ny antokony iray sisa. Jacob eut grand peur et se sentit angoissé. Alors il divisa en deux camps les gens qui étaient avec lui, le petit et le gros bétail.
Gen / Jen 32:9 And Jacob said, O God of my father Abraham, and God of my father Isaac, the Lord which saidst unto me, Return unto thy country, and to thy kindred, and I will deal well with thee: fa hoy izy: Raha tafahaona amin' ny antokony anankiray Esao ka mamely azy, dia handositra kosa ny antokony anankiray. Ary hoy Jakoba: E! ry Andriamanitr' i Abrahama raiko, Andriamanitr' Isaaka raiko, Iaveh izay nilaza tamiko hoe: Modia any amin' ny taninao, sy any amin' ny fitoerana nahaterahanao, fa hanisy soa anao aho. Il se dit : Si Ésaü se dirige vers l' un des camps et l' attaque, le camp qui reste pourra se sauver.
Gen / Jen 32:10 I am not worthy of the least of all the mercies, and of all the truth, which thou hast shewed unto thy servant; for with my staff I passed over this Jordan; and now I am become two bands. Ary hoy Jakoba: E Andriamanitr' i Abrahama raiko, sady Andriamanitr' Isaka raiko, dia Jehovah Izay efa nanao tamiko hoe: Modia any amin' ny taninao sy any amin' ny havanao dia hanao soa aminao Aho; Kely tsinontsinona aho, ka tsy mendrika ny fahasoavana amam-pahamarinana rehetra nataonao tamin' ny mpanomponao, fa ny tehiko ihany no taty amiko no nita ity Jordany ity aho; nefa indro efa tonga antokon' olona roa aho ankehitriny. Jacob dit : Dieu de mon père Abraham et Dieu de mon père Isaac, Yahvé, qui m' as commandé : Retourne dans ton pays et dans ta patrie et je te ferai du bien,
Gen / Jen 32:11 Deliver me, I pray thee, from the hand of my brother, from the hand of Esau: for I fear him, lest he will come and smite me, and the mother with the children. tsy mendrika ho nahazo na kely akory aza aho tamin' ny famindram-po rehetra sy ny fahamarinana rehetra, izay nataonao tamiko mpanomponao; fa tsy nitondra na inona na inona afa-tsy ny tehiko ihany aho fony nita ity Jordana ity; nefa ankehitriny efa tonga toby roa aho. Vonjeo re aho, ho afaka amin' ny tanan' ny rahalahiko, dia amin' ny tanan' i Esao; fa matahotra aho, fandrao avy mamely ahy, ary ny reny mbamin' ny zanany izy. je suis indigne de toutes les faveurs et de toute la bonté que tu as eues pour ton serviteur. Je n' avais que mon bâton pour passer le Jourdain que voici, et maintenant je puis former deux camps.
Gen / Jen 32:12 And thou saidst, I will surely do thee good, and make thy seed as the sand of the sea, which cannot be numbered for multitude. O vonjeo aho amin' ny tanan' ny rahalahiko, dia amin' ny tànan' i Esao; fa matahotra azy aho, fandrao avy mamely ahy mbamin' ny vadiko aman-janako izy. Hianao anefa, efa nilaza hoe: Hanisy soa anao aho, ary hahamaro ny taranakao tahaka ny fasika any an-dranomasina izay betsaka loatra ka tsy tambo isaina. Veuille me sauver de la main de mon frère Ésaü, car j' ai peur de lui, qu' il ne vienne et ne nous frappe, la mère avec les enfants.
Gen / Jen 32:13 And he lodged there that same night; and took of that which came to his hand a present for Esau his brother; Fa Hianao efa nanao hoe: Hanisy soa anao tokoa Aho, ka hataoko maro ny taranakao ho tahaka ny fasika any an-dranomasina, izay tsy azo isaina noho ny hamaroany. Dia nitoetra teo Jakoba tamin' iny alina iny. Ary nangalàny hatao fanomezana ho an' i Esao, rahalahiny, ny harena efa azony; Pourtant, c' est toi qui as dit : Je te comblerai de bienfaits et je rendrai ta descendance comme le sable de la mer, qu' on ne peut pas compter, tant il y en a.
Gen / Jen 32:14 Two hundred she goats, and twenty he goats, two hundred ewes, and twenty rams, Dia nitoetra teo izy tamin' iny alina iny; ary naka tamin' izay teo an-tànany izy mba hampanaterina ho an' i Esao rahalahiny, osivavy roan-jato, osilahy roa-polo, ondrivavy roan-jato, ondrilahy roa-polo, Et Jacob passa la nuit en cet endroit. De ce qu' il avait en main, il prit de quoi faire un présent à son frère Ésaü :
Gen / Jen 32:15 Thirty milch camels with their colts, forty kine, and ten bulls, twenty she asses, and ten foals. dia osivavy roan-jato sy osilahy roa-polo, ondrivavy roan-jato sy ondrilahy roa-polo rameva mitaiza am-pianahany telo-polo, sy ny zanany, ombivavy efa-polo, ombilahy folo, ampondravavy roa-polo, ary zanak' ampondra folo. deux cents chèvres et vingt boucs, deux cents brebis et vingt béliers,
Gen / Jen 32:16 And he delivered them into the hand of his servants, every drove by themselves; and said unto his servants, Pass over before me, and put a space betwixt drove and drove. ary rameva telo-polo ampianahany, vantotr' ombivavy efa-polo sy vantotr' ombilahy folo, borikivavy roa-polo ary zana-boriky folo. Napetrany teo an-tanan' ny mpanompony ireo, nataony mitsitokotoko, dia hoy izy taminy: Mandehana eo alohako hianareo, ka asio elanelany isan-tokony ny zavatra. trente chamelles qui allaitaient, avec leurs petits, quarante vaches et dix taureaux, vingt ânesses et dix ânons.
Gen / Jen 32:17 And he commanded the foremost, saying, When Esau my brother meeteth thee, and asketh thee, saying, Whose art thou? and whither goest thou? and whose are these before thee? Dia natolony teo an-tànan' ny mpanompony ireny, mitokantokana isan-toko; ary hoy izy tamin' ny mpanompony: Mandehana eo alohako, ary asio elanelany eo amin' ny isan-toko. Ary izao no teny nomeny ny voalohany: Rahefa hifanena aminao Esao rahalahiko, ka hanontany anao hoe: An' iza hianao, ary ho aiza? Ary an' iza ity andiam-biby fiompy alohanao? Il les confia à ses serviteurs, chaque troupeau à part, et il dit à ses serviteurs : Passez devant moi et laissez du champ entre les troupeaux.
Gen / Jen 32:18 Then thou shalt say, They be thy servant Jacob' s; it is a present sent unto my lord Esau: and, behold, also he is behind us. Dia nanome teny ny voalohany izy ka nanao hoe: Raha mifanena aminao Esao rahalahiko ka manontany anao hoe: An' iza ianao? ary hankaiza moa? ary an' iza ireo alohanao? dia valio hoe: An' i Jakoba mpanomponao ireo, dia fanomezana ampanateriny ho an' ny tompoko, ho an' i Esao, ary indro izy tamy ao aorianay ao koa. Au premier il donna cet ordre : Lorsque mon frère Ésaü te rencontrera et te demandera : A qui es-tu ? Où vas-tu ? A qui appartient ce qui est devant toi ?
Gen / Jen 32:19 And so commanded he the second, and the third, and all that followed the droves, saying, On this manner shall ye speak unto Esau, when ye find him. dia lazaonao hoe: An' i Jakoba mpanomponao ireo, dia zavatra nampanaterina ho an' itompokolahy Esao; ary indro koa izy ao aorianay ao. Nomeny teny torak' izany koa ny faharoa sy ny fahatelo, mbamin' izay rehetra nanaraka ny biby fiompy nataony hoe: Izao no holazainareo amin' i Esao, rahefa hifanena aminy hianareo; tu répondras : C' est à ton serviteur Jacob, c' est un présent envoyé à Monseigneur Ésaü, et lui-même arrive derrière nous.
Gen / Jen 32:20 And say ye moreover, Behold, thy servant Jacob is behind us. For he said, I will appease him with the present that goeth before me, and afterward I will see his face; peradventure he will accept of me. Ary nanome teny ny faharoa sy ny fahatelo koa izy, ary izay rehetra nandeha nanaraka ny isan-toko, ka nanao hoe: Araka izany teny izany no lazaonareo amin' i Esao, raha hitanareo izy. dia ataovy hoe: Indro, Jakoba, mpanomponao, tamy ao aorianay ao koa. Fa hoy izy anakampony: Hotoneko amin' ireo fanomezana eo alohako ireo ny fahatezerany, vao hahita ny tavany aho, ka angamba horaisiny tsara aho. Il donna le même ordre au second et au troisième et à tous ceux qui marchaient derrière les troupeaux : Voilà, leur dit-il, comment vous parlerez à Ésaü quand vous le trouverez,
Gen / Jen 32:21 So went the present over before him: and himself lodged that night in the company. Ary lazao hoe koa: Indro, Jakoba mpanomponao ao aorianay ao. Fa hoy izy: Hampionona ny hatezerany aho amin' ireo zavatra nampialohaviko ireo, ary rehefa afaka izany, dia vao hahita ny tavany aho; angamba hahazo fitia aminy aho. Dia nandroso nialoha ny fanomezana, fa izy mbola nijanona teo amin' ny toby ihany, ny alin' iny. et vous direz : Et même, ton serviteur Jacob arrive derrière nous. Il s'était dit en effet : Je me le concilierai par un présent qui me précédera, ensuite je me présenterai à lui, peut-être me fera-t-il grâce.
Gen / Jen 32:22 And he rose up that night, and took his two wives, and his two womenservants, and his eleven sons, and passed over the ford Jabbok. Ary dia lasa nialoha azy ireny zavatra nampanateriny ireny; fa izy mbola nitoetra teo amin' ny toby ihany tamin' iny alina iny. Tamin' iny alina iny ihany dia nitsangana izy, nalainy ny vadiny roa sy ny ankiziny roa vavy ary ny zanany iraik' ambin' ny folo lahy: dia nita tamin' ny fitàna tao Jabaoka izy. Le présent passa en avant et lui-même demeura cette nuit-là au camp.
Gen / Jen 32:23 And he took them, and sent them over the brook, and sent over that he had. Dia nitsangana tamin ' iny alina iny ihany izy ka nitondra ny vadiny roa vavy sy ny ankizivaviny roa ary ny zananilahy iraika ambin' ny folo, dia nita tamin' ny fitàna tao Jaboka izy. Nalainy ireo nampitainy ny rano, ary nampitainy koa ny fananany. Cette même nuit, il se leva, prit ses deux femmes, ses deux servantes, ses onze enfants et passa le gué du Yabboq.
Gen / Jen 32:24 And Jacob was left alone; and there wrestled a man with him until the breaking of the day. Ary naka azy ireo izy, dia nampita azy tamin' ny renirano, ary nampita ny fananany koa izy. Dia Jakoba irery sisa nijanona teo, ary nisy lehilahy anankiray nitolona taminy, mandra-pahazava-ratsin' ny andro. Il les prit et leur fit passer le torrent, et il fit passer aussi tout ce qu' il possédait.
Gen / Jen 32:25 And when he saw that he prevailed not against him, he touched the hollow of his thigh; and the hollow of Jacob' s thigh was out of joint, as he wrestled with him. Dia Jakoba irery no sisa nitoetra teo; ary nisy lehilahy anankiray nitolona taminy ambara-pahazavaratsin' ny andro. Nony hitan-dralehilahy fa tsy naharesy azy izy, dia ny famavàn' ny feny no notendreny ka nivika tery ny fotopen' i Jakoba nandritra ny nitolomany taminy. Et Jacob resta seul. Et quelqu' un lutta avec lui jusqu' au lever de l' aurore.
Gen / Jen 32:26 And he said, Let me go, for the day breaketh. And he said, I will not let thee go, except thou bless me. Ary rehefa hitany fa tsy naharesy azy izy, dia notendreny ny foto-peny; ka dia nivika ny foto-pen' i Jakoba, raha mbola nitolona taminy Izy. Dia hoy izy tamin' i Jakoba: Avelao aho handeha, fa efa hazava ratsy ity ny andro. Fa hoy Jakoba: Tsy avelako handeha hianao raha tsy efa nitso-drano ahy. Voyant qu' il ne le maîtrisait pas, il le frappa à l' emboîture de la hanche, et la hanche de Jacob se démit pendant qu' il luttait avec lui.
Gen / Jen 32:27 And he said unto him, What is thy name? And he said, Jacob. Ary hoy Izy: Avelao Aho handeha, fa efa mazavaratsy ny andro. Fa hoy kosa Jakoba: Tsy havelako handeha Hianao, raha tsy tahinao aho. Dia hoy izy taminy: Iza no anaranao? Ary novaliany hoe: Jakoba. Il dit : Lâche-moi, car l' aurore est levée, mais Jacob répondit : Je ne te lâcherai pas, que tu ne m' aies béni.
Gen / Jen 32:28 And he said, Thy name shall be called no more Jacob, but Israel: for as a prince hast thou power with God and with men, and hast prevailed. Ary hoy Izy taminy: Iza moa no anaranao? dia hoy izy: Jakoba. Ka hoy izy : Tsy hatao hoe Jakoba intsony ny anaranao; fa hatao hoe Israely; satria efa niady tamin' Andriamanitra sy tamin' olombelona hianao ka nahery. Il lui demanda : Quel est ton nom ? - Jacob, répondit-il.
Gen / Jen 32:29 And Jacob asked him, and said, Tell me, I pray thee, thy name. And he said, Wherefore is it that thou dost ask after my name? And he blessed him there. Ary hoy indray Izy: Tsy hatao hoe Jakoba intsony ny anaranao, fa Isiraely; satria efa nitolona tamin' Andriamanitra sy tamin' ny olona ianao ka nahery. Dia mba nanontany azy kosa Jakoba nanao hoe: Masìna hianao, mba ampahalalao ahy kely ny anaranao. Fa hoy izy: Ahoana no anontanianao ny anarako? Dia nitso-drano azy teo izy. Il reprit : On ne t' appellera plus Jacob, mais Israël, car tu as été fort contre Dieu et contre tous les hommes et tu l' as emporté.
Gen / Jen 32:30 And Jacob called the name of the place Peniel: for I have seen God face to face, and my life is preserved. Dia nanontany Jakoba ka nanao hoe: Masìna Hianao, lazao kely izay anaranao. Ary hoy Izy: Ahoana no anontanianao ny anarako? Dia nitahy azy teo Izy. Ary nataon' i Jakoba hoe Fanoely ny anaran' io tany io, fa hoy izy: Efa nahita an' Andriamanitra nifanatrika aho, nefa velona ihany ny aiko. Jacob fit cette demande : Révèle-moi ton nom, je te prie, mais il répondit : Et pourquoi me demandes-tu mon nom ? et, là même, il le bénit.
Gen / Jen 32:31 And as he passed over Penuel the sun rose upon him, and he halted upon his thigh. Ary ny anaran' izany tany izany dia nataon' i Jakoba hoe Peniela; fa, hoy izy, efa nahita an' Andriamanitra nifanatrika tamiko aho, nefa voavonjy ny aiko. Nony niala teo Fanoely izy, dia indro hitany niposaka ny masoandro; nitolitsika anefa izy tamin' ny foto-peny. Jacob donna à cet endroit le nom de Penuel, car, dit-il, j' ai vu Dieu face à face et j' ai eu la vie sauve .
Gen / Jen 32:32 Therefore the children of Israel eat not of the sinew which shrank, which is upon the hollow of the thigh, unto this day: because he touched the hollow of Jacob' s thigh in the sinew that shrank. Dia niposaka taminy ny masoandro, raha niala teo Peniela izy, ary nitolitsika izy noho ny feny. Izany no tsy ihinanan' ny Zanak' Isiraely ny ozatry ny atodiakanga mandraka androany; satria nanendry ny foto-pen' i Jakoba teo amin' ny ozatry ny atodiakanga Izy. Izany no tsy ihinanan' ny Zanak' Israely ny hozatra lehibe ao amin' ny famavàn' ny fe mandrak' androany, dia noho ny nanendren' Andriamanitra ny famavàn' ny fen' i Jakoba teo amin' ny hozatra lehibe. Au lever du soleil, il avait passé Penuel et il boitait de la hanche.
Gen / Jen 32:33 C' est pourquoi les Israélites ne mangent pas, jusqu'à ce jour, le nerf sciatique qui est à l' emboîture de la hanche, parce qu' il avait frappé Jacob à l' emboîture de la hanche au nerf sciatique.

<-
->