<-
->

Gen / Jen 43:34 And he took and sent messes unto them from before him: but Benjamin' s mess was five times so much as any of their' s. And they drank, and were merry with him. Ary samy nitondrana anjara-hanina avy teo anoloan' i Josefa izy mirahalahy avy; kanefa ny anjara-hanin' i Benjamina dia indimy toraka ny anjaran-drery tamin' izy rehetra. Dia niara-nisotro sy nivoky divay teo aminy izy. Nasainy nitondrana anjara fihinanana avy teo anoloany ihany izy, nefa ny anjaran' i Benjamina dia indimy hoatra ny anjaran-drery tamin' izy rehetra. Ary niara-nisotro divay taminy tamim-piravoravoana izy ireo. Mais lui leur fit porter, de son plat, des portions d' honneur, et la portion de Benjamin surpassait cinq fois celle de tous les autres. Avec lui ils burent et s' enivrèrent.