<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 34:5 | And |
Ary ren' i Jakoba fa efa nandoto an' i Dina zananivavy izy; nefa ny zananilahy mbola niandry ny omby aman' ondriny tany an-tsaha; ka dia nangina aloha Jakoba mandra-pahatongany. | Efa ren' i Jakoba ihany ny nandotoany an' i Dinà zanany vavy, nefa mbola tany an-tsaha tamin' ny biby fiompiny ny zanany lahy, ka dia nangina izy aloha mandra-pahatongan' ireo. |