<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 32:4 | And he commanded them, saying, Thus shall ye speak unto my lord |
Ary nandefa iraka Jakoba hialoha azy ho any amin' i Esao rahalahiny, ho any Seira, tanin' i Edoma. | Nomeny teny ireo nataony hoe: Izao no holazainareo amin' ny tompoko, amin' i Esao: Izao no tenin' i Jakoba mpanomponao: Nitoetra tany amin' i Labana aho ary nijanona tany, mandrak' ankehitriny. |