<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 31:42 | Except the |
Raha tsy Andriamanitry ny raiko, dia Andriamanitr' i Abrahama, Ilay natahoran' Isaka, no nomba ahy, dia ho nampandehaninao maina tokoa aho ankehitriny. Andriamanitra efa nitsinjo ny fahoriako sy ny fisasaran' ny tanako ka nananatra anao halina. | Raha tsy ny Andriamanitry ny raiko, dia ny Andriamanitr' i Abrahama sy Ilay atahoran' Isaaka, no nomba ahy, tsy maintsy ho nampandehaninao maina tokoa aho ankehitriny. Nitsinjo ny fahoriako sy ny fisasaran' ny tanako Andriamanitra, ka nitsara antsika izy halina. | Si le |