<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 22:3 | And |
Ary nifoha maraina koa Abrahama dia nanisy lasely ny borikiny ka nitondra zatovony roa lahy koa niaraka taminy sy Isaka zanany ary namaky ny hazo hataina amin' ny fanatitra dorana izy dia niainga ka nankany amin' ny tany izay efa nolazain' Andriamanitra taminy, | Nifoha maraina koa Abrahama, nanisy lasely ny ampondrany, naka roalahy tamin' ny mpanompony hiaraka aminy, sy Isaaka zanany, ary namaky ny hazo hataina amin' ny sorona dorana, dia niainga nankany amin' ny tany efa nolazain' Andriamanitra azy. |