<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 2:5 | And every plant of the field before it was in the earth, and every herb of the field before it grew: for the |
Ny hazo madinika famboly dia tsy mbola nisy teo amin' ny tany, ary ny anana famboly tsy mbola nisy naniry; fa tsy mbola nampilatsaka ranonorana tambonin' ny tany Jehovah Andriamanitra, ary nisy olona hiasa ny tany; | Teo ambonin' ny tany tsy mbola nisy hazo madinika eny an-tsaha, ary ny anana eny an-tsaha tsy mbola nisy nitsimoka, satria Iaveh Andriamanitra tsy mbola nandatsaka ranonorana amin' ny tany; ary ny olona hamboly ny tany koa tsy mbola nisy. | il n' y avait encore aucun arbuste des champs sur la terre et aucune herbe des champs n' avait encore poussé, car |