|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mihinana
Root  2 hinana
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mitsako ary mitelina ventin-kanina mba hahavelona ny tena: Mihinam-bary ny Malagasy
9 Mikiky: Mihinana ny vy ny haro fesina
10 Mankahia, mampihena: Mihinana azy ny eritreriny
11 Maka zavatra ankeriny (aman' olona): Nihinam-bolan' olona, hono, Rangahy io [1.1]
Explanations in English  12 to eat; to use up; to embezzle funds [1.7]
Explanations in French  13 manger; consommer; détourner des fonds [1.8]
14 [mihinaña] [Sakalava-Mayotte] manger [1.405]
Examples  15  Ary nony nihinana kelikely, hono, izy, dia hoy izy: [2.293]
16  Aza mihinana ny varin' Andriambahoaka re ianareo [2.470#138]
17  Eo ampanaovana izany anefa, mahazo mihinan-katsaka izay te hihinana ary na firy na firy. [2.472#21]
Analogs  18  homana, 19  mamahan-tena, 20  mamango, 21  mambosibosika, 22  mambosika, 23  managorodana, 24  manao indraim-bava, 25  manao rapa-dango, 26  manao sesimontotra, 27  manao teli-moka, 28  manao tombokitsatsy, 29  manao tombok' orona, 30  manao tranga, 31  manao vakim-borona, 32  manao voky, 33  mandrapaka, 34  mandrepoka, 35  manendry, 36  manesika, 37  mangeboka, 38  manoranorana, 39  mianjady, 40  mibibaka, 41  mifotafota, 42  Miharaka, 43  mijao, 44  mikesokesoka, 45  miletra, 46  mimontsina, 47  miosanosana, 48  mipaka, 49  misatrasatra, 50  mitelina, 51  mitomboka, 52  mitsamontsamona, 53  mitsingintsingina, 54  miviravira
Combinations  55  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mihinana
Proverbs  56  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 57  mihinàna
Root  58 hinana
Part of speech  59  imperative of active verb mihinana [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  mihinàna, mihinana

Updated on 2026/08/06