|
|
|
|

Entry (1/3) 1  mitomboka
Root  2 tomboka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Misy kase, misy marika natao tamin' ny vy mahamay matetika: Valopy tsy mitomboka ity. / Mitomboka ny tarehiny
9 Isaina, heverina ho toy ny izy ihany: Mitomboka ihany ny andronao raha marary ianao [1.1]
Explanations in French  10 sceller, apposer un cachet [1.8]

Entry (2/3) 11  mitomboka
Root  12 tomboka
Part of speech  13  active verb
Morphology 
14  Present :
15  Past :
16  Future :
17  Imperative :
Explanations in Malagasy  18 Mamaky bainga amin' ny angady [1.1]
Explanations in English  19 to stab; to pierce [1.7]
Explanations in French  20 donner un coup de bêche ou de lance [1.8]

Entry (3/3) 21  mitomboka
Root  22 tomboka
Part of speech  23  active verb
Morphology 
24  Present :
25  Past :
26  Future :
Explanations in Malagasy  27 Miandoha: Mitomboka rahampitso ny vakansy (ny fiteny matetika anefa amin' io hevitra io dia ny hoe: miantomboka, na manomboka) [1.1]

Anagrams  28 matomboky, mitomboka

Updated on 2026/04/20