| Entry (1/2) | 1 mandrapaka |
| Root | 2 rapaka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 [Sihanaka] mihinana paraky
[1.78] 9 Mihinana avy hatrany dia any am-bava 10 Mandray tsy mifidy 11 Mandray tsy mifidy izay rehetra hita [1.1] |
| Entry (2/2) | 12 mandrapaka |
| Root | 13 rapaka |
| Part of speech | 14 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in English |
18 to make planks or mats lie level on the floor, etc., all the way around
[1.2] |
| Updated on 2026/04/20 |
|