|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mipaka
Root  2 paka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mikambana, mitambatra, mikaona: Tsy mipaka tsara ny hazo amin' ity farafara ity
9 Tonga hatramy..., mikasika ny...: Aza atao mipaka amin' ny valindrihana ny boky fa ratsy endrika
10 Midona: Nipaka tamin' ny zoron-databatra ny vilia ka vaky
11 Miady: Nipaka Isambilo sy Ibalita ka nitangoronan' ny mpianatra
12 Mandritra ny... manontolo: Telo taona mipaka izy no tany Nosibe [1.1]
Examples  13  Hatr' amy ny lapa-bolana mipaka dia naneky izy. [2.48#538]
Analogs  14  maninjihinjy, 15  maninjitra, 16  manontolo, 17  mikatroka, 18  mipaika, 19  mipoka, 20  ngarangidina
Combinations  21  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mipaka
Proverbs  22  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 23  mipakà
Root  24 paka
Part of speech  25  imperative of active verb mipaka [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  26 akimpa, 27 mikapa, mikapà, mipaka, mipakà, 28 mpiakà

Updated on 2026/08/13