|
|
|
|

Entry 1  miletra
Root  2 letra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Miditra ka tsy afa-mivoaka intsony: Miletra ao anatin' ny gadanà ny fanalahidy
9 Miditra betsaka: Mbola miletra ato an-trano ihany ny olona, nefa efa tsy omby
10 Mihinana be dia be, manao voky hatenda: Niletra ny anao lahy omaly tany amin'ny fanasana ha nandraiki-narary ~ Niletra vomanga Isambilo ka narary kibo [1.1]
Analogs  11  mihitsoka, 12  mihizina, 13  misesika, 14  misisika, 15  misosososo

Updated on 2026/04/22