Entry | 1 izahay |
Part of speech | 2 pronoun [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 Fanao teny lazaina misolo ny olona miteny raha maro ka manavaka ny tenany amin'ny olona itenenany izy: Malagasy izahay fa ianareo vazaha. Indraindray mety azo asolo ny "izaho" ny "izahay" raha misy olona hafa voalaza ho miaraka amin'ny tena miteny: Nitsidika anao teto izahay sy Rakoto fa tsy nahatratra anao. [1.1] |
Explanations in English |
4 We (excluding the person addressed). Compare isika. [1.2] 5 we (excluding those addressed) [1.7] |
Explanations in French |
6 Nous (à l'exclusion de ceux à qui on parle). [1.3] 7 nous (exclusif) [1.5, 1.8] |
Explanations in Italian |
8 noi [1.18] |
All compound words |
|
Analogs | 10 anay, nay, ay |
Tables and plates |
11 All the pronouns |
Updated on 2025/09/15 |
![]() |